Tag Tahiry: aba

Aba: teny fahita indrindra amin’ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin’ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy.