Tag Tahiry: firehetam-po

Ny olombelona tsy fo vato, fa fo emboka.
Ny fon’ny olombelona dia tsy vato fa emboka, emboka izay mirehitra (matetika) ka levona tahaka ny setroka.
Hilazana ny fihetsem-po: hatezerana, havinirana, … izay mirehitra matetika kanefa misinda ihany izany rehetra izany rehefa mandeha ny fotoana.