Tag Tahiry: olona

Ny olombelona toy ny amalona an-drano ka be siasia.
Mirenireny etsy sy eroa hatrany ny olona ka manao fahadisoana matetika. Hilaza ny toetoetran’ny olona amin’ny ankampobehiny.